Quand on parle de médecine traditionnelle, on considère toujours qu’il s’agit d’un secteur illégal. Pourtant, il faut savoir que la médecine traditionnelle est protégée par la loi malgache sur la santé publique. Le Docteur Andriamihaja Ravelojaona a indiqué que de nombreuses enquêtes ainsi que des tests ont été effectués avant de leur donner des certifications.
Le traitement par l’argent colloïdale existe également à Madagascar. Il est plus connu comme antibactériens et antivirus. Le naturopathe, Andry Mampifaly nous fournit plus d’informations sur ce sujet.
Matetika vao miresaka fitsaboana nentim-paharazana dia tonga ao an-tsaina foana ny hoe fitsaboana tsy manara-dalà na.  Tsara ho fantatra anefa fa arovan’ny lalà na eto Madagasikara mombany fahasalamana ny asa fitsaboana nentim-paharazana.  Misy fanadihadiana sy fitsirahana maro atao amin’ireo mpitsabo nentim-paharazana ireo hoy Dokotera Ravelojaona Andriamihaja, mialohan’ny hanomezana azy ireo fankatoavana.
Efa misy eto Madagasikara ihany koa amin’izao ny fitsaboana amin’ny alalan’ny ranom-bolafotsy. Mamono ny otrik’aretina any anaty no tena ahafantarana azy. Ny mpitsabo amin’ny alalan’ny zavaboahary, Andry Mampifaly no hitondra fanazavana mismisy kokoa mahakasika izay.