COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©CC0 Domaine public
Les pays sans COVID-19 durant 2 ans sont en majorité des îles.

COVID 19 : comment évoluent les pays considérés sans cas de coronavirus ?

Ils étaient 14 pays en février 2021. Les îles de l’Océan Pacifique  comme l’archipel des Kiribati, des îles Cook, la Micronésie. Les Tuvalu, entre Hawai et Australie, il y a aussi l’île de Sainte-Hélène, entre l’Afrique et le Brésil, dans l’Atlantique Sud. Ce sont les premiers pays qui ont réussi à maintenir zéro cas de covid durant deux ans et demi. Ces îles sont difficiles d’accès. Dès le début de la COVID19, ils ont coupé leur relation avec le reste du monde. La Corée du Nord s’est aussi prononcée ainsi que Turkménistan, une ancienne république soviétique.

 

Mais la situation a changé. Turkménistan, les Îles Marshall et Tuvalu restent les seuls pays sans COVID19 à ce jour.  La Micronésie par exemple a enregistré ses premiers   cas cette semaine.  Deux étudiants venant d’une île voisine sont testés positifs. Et ils ont contaminé 10 autres personnes. La Corée du Nord a aussi confirmé ses premiers cas le 12 mai. Ces pays contaminés sont entrés en confinement. Les îles du Pacifique ont commencé la campagne de vaccination.  

 

Studio Sifaka · 2022-07-21_DECRYPTAGE - PAYS SANS COVID VM

COVID 19: ahoana ny zava-misy amin’ireo firenena nolazaina fa tsy misy trangana coronavirus amin’izao?

Firenena 14 izy ireo tamin’ny volana Febroary 2021 . Nosy any amin'ny Ranomasimbe Pasifika no ankamaroany, Kiribati, ny nosy Cook, Micronesie. Tuvalu, eo anelanelan’i Hawaii sy Australia, nosy Saint Helena, eo anelanelan’i Afrika sy Brezila, any amin’ny Atlantika Atsimo. Ireo no firenena voalohany tsy nisy trangana Covid-19 mihitsy nandritra ny roa taona sy tapany. Lavitra ary sarotra idirana any amin’ireo nosy ireo izay nanakatona ny sisintaniny avy hatrany vao nanomboka ny COVID19. Tao anatiny ihany koa  i Korea Avaratra, sy i Turkmenistan, repoblika sovietika taloha.

Niova anefa ny toe-draharaha. Turkmenistan, ny Nosy Marshall ary Tuvalu ihany amin’izao no firenena tsy misy COVID19. Nisy tranga voalohany ao Micronesie tamin'ity herinandro ity. Mpianatra roa avy amina nosy mifanila aminy no nitondra ny aretina ka namindra olona 10 hafa izy ireo. Tsiahivina fa nanokatra ny sisin-taniny ity firenena ity tamin'ny Mey 2022. Ny 12 Mey ihany koa no efa nisy tranga voalohany i Korea Avaratra.

Efa niditra anaty fihibohana ireo firenena ireo. Ary samy nanao vaksiny ny mponina ao aminy avy ireo nosy ao amin’ny Pacifique.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter