COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Ali Raza
L'OMS attend avec impatience des secondes générations de vaccins.

Covid-19 : C’est quoi le programme « HERA Incubator » ?

Hera Incubator est un programme lancé par l’Union Européenne en février 2021. Il a pour but d’étudier les mutations actuelles et les futures mutations possibles de la Covid-19. Ce programme réuni les laboratoires, les autorités sanitaires, les scientifiques et la Commission européenne.

L’Union Européenne a consacré  75 millions d'euros pour développer des tests spécifiques afin d'identifier de façon précoce les mutations possibles du virus.

Le programme se focalise également sur la recherche des vaccins de deuxième génération, pouvant faire face aux variants actuels et aux futurs variants de la Covid-19.

En parallèle, il appui la production de masse et rapide des vaccins contre la Covid-19.

Studio Sifaka · 2022-07-26_DECRYPTAGE - PROGRAMME HERA VM

Covis-19 : Inona ilay fandaharan’asa «HERA Incubator » ?

Ny vondrona Eoropeanina no nametraka azy io  tamin’ny volana febroary 2021. Ny tanjon’ity fandaharan’asa ity dia ny hanao fikarohana mikasika ny fivoaran’ny tsimok’aretina Covid-19 sy ny mety ho fiovan’endriny. Mampivondrona ireo laboratoara, ireo tompon’andraikitra misahana ny ara-pahasalamana sy ireo siantifika maro izy io hanaovana izany.

Mitentina 75 tapitrisa Euro ny teti-bola natokan’ny vondrona eoropeanina hanamboarana fitiliana hahafahana mamantatra dieny mialoha ireo fiovan’endrika Covid-19 mety hiforona.

Mifantoka ihany koa amin’ny fikarohana vaksiny hiadiana amin’ireo fiovan’endriky ny Covid-19 efa misy sy ireo izay mety mbola hiforona izy io. 

Ankoatra izay, manohana ihany koa ny famokarana betsaka kokoa sy haingana kokoa ireo vaksiny Covid-19 efa misy amin’izao ity fandaharan’asa ity.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter