La méthode kangourou consiste à tenir le bébé prématuré peau à peau sur la poitrine de sa mère. Cela va l’aider à prendre du poids. Les bébés prématurés sont ceux nés entre 4 mois à 7 mois, ou 22 semaines d’Aménorrhées (SA) à 36 SA et 6 jours. Ils pèsent moins de 2kg à peu près. Selon les explications de la Sage-femme Soa et la sage-femme Saintia, la méthode kangourou présente plusieurs avantages pour le bébé. Cette méthode peut remplacer l’entrée en couveuse. La chaleur augmente les calories du bébé du fait qu’il dort davantage et accumule l’énergie nécessaire à sa croissance. Pour ce qui est de la prématurité, la sage-femme Ny Avo, du cabinet d'accouchement Aro AMbohimamory, nous en explique les raisons : l’hypertension artérielle de la mère, le stress du quotidien, la béance cervicale due à la multiparité, les pertes non soignés, l’âge de la mère (moins de 17 ans et plus de 40 ans).
Â
Â
Ny « méthode kangourou » na trotro an-koditra dia fomba fitrotro ny zaza teraka tsy tonga volana eo amin'ny tratran'ny reny, hakasika amin’ny hoditra araka izay anarany izay. Hanampy azy hahazo lanja izany. Ny zaza teraka tsy tonga volana dia ireo teraka eo anelanelan'ny 4 volana ka hatramin'ny 7 volana ao an-kibo, na 22 herinandron’i Amenorrhe izay adika hoe « Semaine d’Amenorrhé) (SA) hatramin'ny 36 SA sy 6 andro. Milanja eo amin’ny 2 kilao eo ho eo ilay zaza. Araka ny fanazavan’i Rasazy Soa sy Rasazy Saintia dia hahazoan tombony maro ny fanaovana trotro an-koditra. Afaka mahasolo ny fampidirana « couveuse » ity fomba fanao ity. Ny hafanana dia mampitombo ny kaloria ny zaza satria matory bebe kokoa izy ary manangona ny angovo ilaina amin'ny fitomboany. Mikasika ny tsy fahaterahana tsy tongavolana, i Rasazy Ny Avo, avy ao amin'ny Cabinet d'accouchement Aro Ambohimamory, dia manazava ny antony: ambony tosidrà , miatrika rarintsaina amin’ny fiainana andavan’andro, ny fahagoragoran’ny ny vozon-tranonjaza noho ny hamaroan’ny zaza nateraka, ny « pertes » tsy voatsabo, ny taonan’ny reny (17 taona sy 40 taona mahery).
Â