Si auparavant les tests PCR ou TDR étaient obligatoires dans tous les aéroports, aujourd’hui, plusieurs pays ont décidé de lever cette mesure. Parmi eux, la Suède, l’Islande, le Royaume-Uni, l’Irlande, la Hongrie, la Pologne et la Roumanie. L’embarquement et l’arrivé dans ces pays ne nécessitent ni d’un résultat négatif d’un test PCR ni d’un pass vaccinal valide. Â
Pour d’autres pays comme le Portugal et Malte, les voyageurs doivent présenter soit un certificat de vaccination, soit un test négatif.
Mais, comme Madagascar, certains pays préfèrent rester prudents et exigent un double test Covid-19. C’est-à -dire un test avant embarquement et un autre à l’arrivé au pays. C’est le cas de Cameroun, Côte d'Ivoire et Sénégal par exemple. Â
Iza avy ireo firenena tsy mitaky fitiliana Covid-19 intsony eny amin’ny seranam-piaramanidina ?
Nitaky fitiliana PCR na TDR Covid-19 avokoa ny teny amin’ny seranam-piara-manidina rehetra hatramin’izay niparitahan’ny valan’aretina manerantany. Ankehitriny, efa manomboka manafoana izany ireo firenenena sasany. Isan’izany i Suède, Islande,   Royaume-Uni,  Irlande,   Hongrie,   Pologne ary Roumanie. Sady tsy mitaky fitiliana no tsy mitaky taratasy manamarina ny fahavitana vaksiny ihany koa. Afaka mivezivezy malalaka any ireo mpandeha.
Hoan’ireo firenena hafa toa an’i Portugal sy Malte indray kosa dia mbola mila mampiseho karatra vaksiny na valim-pitiliana Covid-19. Izany hoe manan-tsafidy ireo mpandeha.
Mbola misy ihany koa anefa ireo firenena toa an’i Madagasikara izay mbola mitazona hatrany izany fanaovana fitiliana Covid-19 izany alohan’ny hiaingana makaty sy rehefa tonga aty. Toy izany izao ny ao Cameroun, Côte d'Ivoire sy Sénégal.