COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Ratozamanana Andriankoto
Madagascar figure parmi les pays qui ont ouvert leur frontière.

Quels pays ferment encore leurs frontières à cause de la covid-19 ?

Le Japon a fermé ses frontières depuis le début de la covid-19. Mais les restrictions se sont assouplies début mars, les travailleurs et les étudiants peuvent entrer dans le pays. Au mois de juin, ils autorisent la venue de 20 000 touristes par jour, mais sous certaines conditions. Cela nécessite encore beaucoup de paperasse. En Chine et Taïwan, c'est la même chose. En Chine, il n'y a plus de touristes depuis mars 2020. Exceptionnellement, en cas d’urgence, le passager souhaitant se rendre au pays doit demander un permis spécial et présenter un certificat de test PCR deux jours avant de prendre l’avion.

A Taïwan, les ressortissants taïwanais peuvent circuler librement, mais ils doivent être testés à leur arrivée et leur état de santé est suivi pendant 5 jours. Au Turkménistan, en Asie centrale, les conditions sont les plus strictes : personne ne peut entrer dans ce pays. En Afrique, l'Algérie et la Tunisie viennent d'ouvrir leurs frontières il y a 2 semaines.

Studio Sifaka · 2022-08-02 DECRYPTAGE - FRONTIERES FERMEES VM

Iza avy ireo firenena mbola manidy ny sisin-taniny noho ny covid-19 ?

Japon izao efa hatramin’ny nisian’ny covid-19 izy ireo no nihidy tao. Fa kosa efa mba nihanalefaka ny fepetra nanomboka ny voalohan’ny volana martsa teo, ho an’ireo olona hiasa na hianatra any. Ny volana jona ihany koa dia nandray mpizaha tany 20.000 isan’andro izy ireo, fa misy fepetra manokana. Mila taratasy fanamarihana izany. Izany hoe tsy tena mikatona tanteraka ange zany ry zareo.

Fa raha oharina amin’i Chine anefa dia azo lazaina hoe malalaka ihany. Satria, any Chine izao tsy mbola nisy mpizaha tany tonga mihitsy hatramin’ny martsa 2020. Amin’ny tranga manokana na hamehana ihany no azo hidirana any, na dia sinoa ary, ary mila manana fahazon-dalana sy nahavita fitiliana PCR roa andro mialoha niakarana ny fiaramanidina.

Ny teratany taiwanais afaka miditra soamantsara fa kosa tsy maintsy manao fitiliana rehefa tonga sady mbola jerena ny fahasalamany aorin’ny 5 andro eo ho eo. Ny any Turkmenistant, ao Asia afovoany ao no tena henjana ny fepetra ry Mampianina. Satria tsy misy afaka miditra ao amin’ity firenena ity na iza na iza. Tena mihidy tanteraka izany izy. Raha ny firenana afrikana indray, i Algérie sy Tunisie zao vao nanokatra ny sisintaniny mihitsy 2 herinandro lasa izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter