Le lavage de sang ou aphérèse consiste à filtrer le sang pour extraire et enlever les lipides et autres protéines inflammatoires. Car vois-tu Mampianina, selon des recherches, des microcaillots présents dans le plasma pourraient être la cause des symptômes qui se manifestent chez des personnes atteintes du covid long. Des aiguilles sont placées dans chaque bras pour prélever le sang afin de le filtrer. Le sang est nettoyé de certains composants et réinjecté dans l’organisme à travers une autre veine. D’habitude, le lavage du sang est réservé aux patients souffrant d’un trouble lipidique ou du cancer du sang.Â
Pour un traitement au covid long, ce procédé coûte aux environs de 15.000 à 20.000 euros. Aucun essai clinique n’a été fait pour vérifier son efficacité. Il s’agit d’un traitement expérimental dans des établissements de santé en Angleterre, en Suisse ou en Allemagne. Et des effets secondaires comme des saignements de nez, des ecchymoses ou des hémorragies peuvent être observés.
"fanasana rà " hitsaboana ny covid long ?
Ny fanasan-dra na ny apheresis dia fanadiovana ny ra mba hanesorana ireo lipida sy proteinina sasany ao anatiny. Ireo vaingan-drà kely bitika misy ao amin'ny plasma mantsy no mahatonga ny fisian’ny soritr'aretina miseho amin'ny olona voan'ny covid long.
Ampidirana fanjaitra ny sandry anankiroa hisintonana ra amin’ny iray mba hanivana azy. Tatavanina ny ra ialan’ny singa sasany ary averina amin'ny vatana indray amin'ny alà lan'ny fantsona hafa mankany amin’ny lalan-dra. Amin'ny ankapobeny, ny fanasan-dra dia natokana ho an’ny voan'ny aretin'ny lipida na homamiadan’ny ra.
Ho an'ny fitsaboana covid maharitra dia manodidina ny 15,000 ka hatramin'ny 20,000 euros io ny saran’io fitsaboana io. Tobim-pahasalamana any Angletera, Soisa na Alemana no manao izany. Tsy mbola voamarina anefa fa tena mahomby tokoa izy ity sady misy voka-dratsiny vitsivitsy, toy ny hoe ny mandeha ra orona, mangana na fahaverezan-dra be loatra.