Nous avons déjà vu de nombreux effets du vaccin, Mampiana. Les autorités sanitaires françaises ont déclaré avoir reçu 11 000 notifications concernant les menstruations. D'autre part, le collège des gynécologues affirme que ces effets ne concernent que les troubles menstruels mais en aucun cas de la ménopause.
Un médecin du collège des gynécologues affirme qu'il existe différents types de troubles menstruels : de troubles d’ovulation ou des saignements abondant. Il est également difficile de dire que la femme est ménopausée qu'après un an d’absence de règle. Et puis, ce n'est pas toujours le vaccin qui en est la cause, mais le meilleur geste à faire est de toujours consulter un médecin lorsque les menstruations présentent des troubles.
Anisan’ny fiantraikan’ny vaskiny miady amin’ny Covid-19 ihany koa ve ny fitsaharan’ny fadimbolana aloha loatra ?
Â
Efa betsaka ireo fiantraikan’ny vaksiny covid-19 efa hitantsika izay ry Mampianina. Nilaza ny tomponandraikitra amin’ny fahasalamana ao Frantsa fa fahampafantarana miisa 11.000 mahakasika ny fadimbolana sy ny manodidina izy no voarain’izy ireo. Esty an-daniny anefa milaza ny avy ao amin’ny fikambanan’ny manampahaizana momba ny vehivavy fa mahakasika fikorontanan’ny fadimbolana ihany izany fa tsy dia nisy fahampahafantarana fijanonana fadimbolana loatra.Â
Ny dokotera avy amin’io fikambanan’ny manampahaizana momba ny vehivavy io nilaza fa misy karazany ny fikorontanan’ny fadim-bolana. Fikorontanan’ny andro mahalonaka sy ny fandehanan’ny rà be loatra. Tsy atahorana izany ary azo sitranina soamantsara nefa. Sarotra ny milaza fa tena fijanonan’ny fadimbolana aloha loatra tokoa no mahazo ilay vehivavy raha tsy aorian’ny erintaona any. Sady tsy voatery hoe ilay vaksiny foana no mahatonga izany fa ny tsara dia manantona mpitsaboa foana rehefa mijanona amin’ny tsy ara-dalana ny fadimbolana.