Le 17 aout 2022, un post écrit sur twitter a été repris par des milliers d’utilisateurs. Il s’agit d’un lien d’article, écrit par Naomi Wolf, une auteure américaine, qui déclare que « la moitié des femmes enceintes ayant reçu le vaccin Pfizer auraient fait une fausse couche. »Â
Des spécialistes des réseaux sociaux ont ainsi vérifier cette information, notamment un certain Phil Kerpen, journaliste et analyste politique. En remontant vers la base de données utilisée par Noami Wolf, il a pu détecter quelques erreurs d’interprétation. Premièrement, elle a compté 22 cas de fausse couche sur les 50 grossesses surveillées, alors qu’en réalité, il n’y a eu que 11 cas. Et sur ces 11 cas, 8 de ces femmes n’étaient pas encore enceintes au moment de recevoir le vaccin. Le taux de fausse couche sur cette population n’est donc pas plus élevé que le taux normal observé habituellement. Deuxièmement, certains paramètres ont été ignorés comme l’âge gestationnel, les anomalies de l’embryon ou la santé de la mère durant l’observation, rendant ces résultats non pertinents.
Â
Covid-19 : atahorana ho an’ny vehivavy bevohoka tokoa ve ny vaskiny Pfizer ?
Ny 17 aogositra teo, nisy lahatsoratra iray niparitaka be tao amin’ny tambazotra twitter. Nosoratan’i Naomi Wolf izy io, izay mpanoratra amerikanina, nilazany fa « afa-jaza avokoa ny antsasamanilan’ireo vehivavy natao vaksiny tamin’ny Pfizer ».
Avy hatrany dia nitady izay hanamarinana io vaovao ny olona, ary isan’izany i Phil Kerpen, mpanao gazety sady mpandalina politika. Rehefa hitany ny antotan’isa niaingan’i Naomi Wolf dia nahatsikaritra izy fa misy diso ny fomba namakiany azy. Voalohany aloha, lazainy fa 22 tamin’ireo vohoka 50 narahi-maso no niafara tamin’ny fahafahanjaza, nefa rehefa tena nojerena dia 11 no isa marina. Ary amin’ireo 11 ireo, ny 8 dia tsy mbola bevohoka akory tamin’ny fotoana nanaovana vaksiny azy ireo. Tsy hoe ambony kokoa noho izany ny tahan’ny fahafahan-jaza teto fa mitovy amin’ny hita andavanandro ihany. Faharoa, tsy voalaza anatin’ny fanadihadiana natao ny toe-pahasalaman’ireo reny sy ny zaza tao ankibo, ka tsy ampy hilazana fa tena avy amin’yn vaksiny marina no nahatonga ny loza. Â
Â