Le nanisme est une malformation des os à la naissance. C’est une maladie très rare qui peut être diagnostiquée grâce à l’échographie. Il existe plusieurs types de nanisme, dont l’achondroplasie ou les os courts. Selon les explications du DR RAKOTOARIMANANA Andosoa, ce type de malformation est rare à Madagascar.
Ny aretin’ny fohy tsangana na ny maladie de petite taille dia vokatrin’ny tsy fahatomombanan’ny fivoaran’ny taolana hatrany am-bohoka. Aretina tsy dia fahita firy anefa azo fantarina tsara dieny any am-bohoka ny zaza amin’ny alalan’ny « échographie » na ny sary ako. Maro karazana ny aretin’ny fohy tsangana ary anisan’izany ny « achondroplasie » na ny fahabotrian-taolana. Araka ny fanazavan’i DR RAKOTOARIMANANA Andosoa dia vitsy io karazan’aretina io raha eto Madagasikara.