Deux jeunes étudiants malgaches : Marie Tiffanie et Randriamasy Miandrisoa Ambinina, de l’« Univerisity of Science and Technologie » de Wuhan témoignent de leur vie d’étudiants pendant les périodes de confinement à Wuhan - depuis le début du confinement total jusqu'au retour progressif de la situation à Wuhan en ce moment.
Tanora malagasy roa : Marie Tiffanie sy Randriamasy Miandrisoa Ambinina, mianatra ao amin’ny « Univerisity of Science and Technologie » ao Wuhan no mitantara ny fianan’izy ireo nanomboka ny nahafantarana ny fisian’ny valan’aretina Coronavirus tany Chine, nandritry ny fotoana fihiboana sy ny fiverenana tsikelikely amin’ny fihainana mahazatra. Â