Les menstruations
Les menstruations sont naturelles chez la femme. Elles apparaissent autour de l’âge de 11 ou de 14 ans. Vivre ses premières menstruations dépend de chaque femme : certaines sont prêtes puisque leurs mères les ont déjà parlé auparavant, d’autres ont eu peur parce qu’elles ignorent ce qui arrivent à leurs corps. Selon le Dr Samuel, de Fianarantsoa, les menstruations ne sont pas une maladie même si elles présentent des maux de dos et des maux de ventre. Et durant cette période, le respect de l’hygiène est très important.
Ny fadimbolana
Tranga voajanahary miseho eo amin’ny vatan’ny vehivavy manomboka ny faha-11 sy faha-14 taona eo ny fadimbolana. Samy manana ny fomba fiainany an’izany fadimbolana voalohany izany ny vehivavy tsirairay : efa nampahafantarana, tsy nampoizina satria mbola tsy nahafantatra, natahoatra. Manazava aloha i Dr Samuel avy any Fianarantsoa fa tsy aretina ny fadimbolana na marary ary ny kibo sy ny lamosina. Mila tandrovana ny fahadiovana eo amin’ny vatana ray manontolo ary indrindra eo amin’ny taovam-pananahana rehefa tonga ny fadimbolana.
Â