Les scientifiques du King’s College de Londres ont pu identifier les 3 formes de covid long les plus fréquentes, sur la base d’une étude effectuée sur 1500 personnes.Â
Le premier groupe de personnes représente des symptômes neurologiques. Ils se manifestent par la perte d’odorat, la fatigue, une vision troublée, la dépression et des maux de tête persistants. Généralement, ce sont le variants alpha et beta qui sont à l’origine de l’infection.
Le deuxième groupe est associé aux symptômes cardiorespiratoires. C’est-à -dire des douleurs thoraciques, essoufflement important ou un problème pulmonaire.
Et dans le troisième groupe, ce sont les symptômes inflammatoires qui prédominent, comme des douleurs abdominales et des douleurs musculaires aigues.
Dans le monde, plus de 10% des patients de la covid-19 a signalé des symptômes persistants au-delà de 12 semaines, considéré comme covid long.
Â
Inona avy ireo endriky ny covid long matetika miseho ?
Ireo manampahaizana ao amin’ny King’s College de Londres no nampahafantatra ireo endrika 3 matetika miseho amin’ny covid long, rehefa nanadihady olona 1500.
Ny vondrona voalohany dia nahitana soritraretina any amin’ny fiasan’ny atidoha. Izany hoe mihena ny fahenoana fofona, manjavozavo ny maso, misy aretin’andoha miverimberina, na fahaketrahana ara-tsaina. Ito vondrondra ito no ahitana olona betsaka indrindra.
Ao amin’ny vondrona faharoa indray, dia ireo olana amin’ny taovam-pisefoana no tena hita. Toy ny hoe fahasarotana miaina, marary ao amin’ny tratra, mora sempotra.
Ny vondrona fahatelo farany, dia mifandraika amin’ireo fanaintainana any amin’ny hozatra.
Manerantany, manodidina ny 10% amin’ny olona voan’ny tsimokaretina no mbola ahitana soritraretina mitohy anatin’ny 12 herinandro, izay lazaina hoe covid long.
Â