La perte d’odorat est l’un des symptômes les plus fréquents de la covid-19, notamment avec le variant Omicron. L’individu a de grandes difficultés à reconnaitre un arome, un parfum ou une odeur, sans qu’il ait le nez bouché. C’est un symptôme bénin qui se manifeste dans les formes légères de la maladie. Il peut éventuellement s’accompagner de la perte de gout.
La perte d’odorat peut persister plusieurs semaines, déclare Marc Lecuit, responsable de l'unité Biologie de l'Infection à l’Institut Pasteur. Une autre étude européenne menée sur 1300 patients a révélé qu’environ 80% des patients ont récupérer leur capacité olfactive deux mois après la fin de la maladie. Certains patients, tout de même, n’arrivent pas à récupérer totalement leur odorat. Il faut consulter un médecin dans ce cas pour recevoir le traitement adapté.
Â
Covid-19 : hafiriana no mety tsy hahare fofona ny olona iray ?
Iray amin’ny soritraretina miverina matetika amin’ny olona voan’ny covid-19 ny tsy faharenesana fofona, indrindra amin’ny fiovanendrika Omicron. Tsy tsentsina anefa ny oron’izy ireo fa saingy tsy mahare fofona fotsiny, ary indraindray koa, tsy mahare tsiron-tsakafo. Fisehon’aretina tsy atahorana izy io amin’ny ankapobeny.Â
Mety haharitra herinandro maromaro izany, hoy Marc Lecuit, tompon’andraikitra ao amin’ny Institut Pasteur ao Frantsa. Fikarohana iray natao tany Eoropa, tamina olona 1300 ihany koa no nahalalana fa niverina ny faharenesana fofona tamin’ny ankamaroan’izy ireo, roa volana taorian’ny fahasitranana. Misy ihany anefa no tsy niverina tanteraka izany ho an’ny olona sasany. Ny tsara indrindra dia manatona mpitsabo afaka manome fitsaboana mifandraika amin’izay.