Comme dans les autres pays du monde, Omicron reste le variant dominant sur le continent africain selon le Centre africain de contrôle et de prévention des maladies. En Afrique australe, les courbes épidémiques sont actuellement en baisse : en Afrique du Sud, Botswana, Namibie, Angola, Mozambique et à Madagascar.
La situation reste stable en République Démocratique du Congo (RDC), au Soudan du Sud et au Soudan, ainsi qu’en Egypte et en Libye. En revanche, le gouvernement tchadien vient d’imposer à nouveau le port de masque obligatoire et la distanciation sociale depuis quelques semaines. Une hausse du nombre de nouveaux cas est également observée au Niger, au Bénin et au Libéria. Au Maroc, le pays vient de dépasser la deuxième vague d’Omicron et a été retiré de la liste des « destinations à haut risque ». Même chose en Tunisie, qui accélère la campagne de vaccination actuellement.
Â
Manao ahoana ny fivoaran’ny Covid-19 aty Afrika ?
Tahaka ny any amin’ny firenena hafa dia ny fiovanendrika Omicron no miparitaka indrindra aty Afrika amin’izao, hoy ny Centre africain de contrôle et de prévention des maladies. Aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, efa mihamidina hatrany ny isan’ny tranga vaovao, toy ny atsy Afrika atsimo, Botswana, Namibie, Angola, Mozambique sy eto Madagasikara.
Voafehy kosa ny fivoaran’ny aretina, na dia mbola misy aza, any amin’ny Repoblika demokratikan’ny Congo, Soudan, Egypta sy Lybie. Any Tchad kosa, dia vao naverin’ny fanjakana ny fepetra fanaovana aro vava orona sy ny fanajana ny elanelana iray metatra, herinandro vitsivitsy izay. Nahitana fiakarany kely koa ny trangana coronavirus any Niger, Bénin sy Libéria. I Maroc indray, rehefa avy nandalo ny andiany faharoa tamin’ny Omicron, dia efa tsy sokajiana ho firenena atahorana intsony. Tahaka izany koa ny any Tunisie, izay manamafy ny fanaovana vaksiny amin’izao.