Le fitness différent de la zumba est un moyen, comme son nom l’indique, de perdre du poids par le biais des exercices de musculation, d’étirement et de flexion. Une autre façon pour les jeunes et adultes d’avoir une bonne silhouette, un cœur en bonne santé et surtout du dynamisme dans le quotidien. Le fitness nécessite des efforts physiques mais assez simple pour tous les tranches d’âges. Le coach du “J and K fitness club “ explique qu’il y a différente sortent de mouvement de fitness selon le besoin du corps de ce qui le pratique. Cela peut être à des fin médicales ou juste pour perdre du poids.
« Fitness », fomba iray entina hanenana vatana izy ity amin’ny ankapobeny raha ny fahafantran’ny be sy ny maro azy. Tsy izany ihany anefa fa manampy ireo olona misafidy ity taranja iray ity ho salama ihany koa ny fitness. Miantoka ny fikorinan’ny rà tsara izy, mahasalamna ny fo ary manampy ireo olona tsy miteraka ihany koa raha ny fanazavan’i mpanazatra iray avy ao amin’ny J and K fitness club. Natao ho an’ny olona rehetra ary misy ny karazna kotrana atao isaky ny tsirairay mba hampifanaraka amin’ny tanjon’ilay olona hikotrana.