La trouble bipolaire est une trouble mentale due à plusieurs facteurs tels que le stress, la prise de drogue et peut être héréditaire. Elle se manifeste par deux pôles d’émotions : le stade maniaque où le patient a une grande énergie motivante. Il est hyperactif et a du mal à maitriser ses actions. La période dépressive où le patient est très faible et découragé. La trouble bipolaire peut atteindre tout genre de personne, selon le Docteur Hajamanantena, un psychiatre de l’Association Psy Kozy Madagascar. Le traitement consiste à limiter la crise répétitive.
Ny « trouble bipolaire » na fikorontanan’ny fihetanam-po dia aretin’ny saina mety ho tarazo na vokatry ny fitaintaina sy ahiahy, na vokatry ny fandraisana zava-mahadomelina. Miseho amin’ny endrika roa dia ny hafaliana sy fihetanam-po be loatra sy ny hakiviana miampy famoizam-po lalina tsy amin’ny antony. Azo tsaboina ny « Trouble Bipolaire » mba hisorohana ny fihetsehan’ilay aretina. Mety ahazo ny olona rehetra izy io araka ny fanazavan’ny dokotera Hajamanantena avy ao amin’ny fikambanana PSY KOZY Madagasikara mpandray an-tanana ny fikorontanan-tsaina toy izany.