L’angine se déclenche souvent pendant l’hiver. Lorsqu’elle se manifeste, on a du mal à avaler et à manger. Pour y remédier, on peut faire du gargarisme pendant 5 minutes par jour avec un mélange de citron et miel pour atténuer la douleur. On peut aussi utiliser du thym, soit on le boit comme un thé soit pour un gargarisme. L’automassage avec des huiles essentielles sur la partie du cou est également efficace. Et pour la nourriture, il est déconseillé de manger des produits trop acides pour la simple raison que ça accentuera encore plus la douleur à la gorge.
L’ascite est une maladie caractérisée par un ventre gonflé et rempli d’eau plus que le normal. Selon le Dr RAMANANTSOA Tahiana, l’ascite est la manifestation d’une autre maladie comme la maladie du foie, du cœur, ou des reins. Il faudrait alors identifier l’organe malade et la soigner, avant de traiter l’ascite. L’ascite pourrait être fatale si on ne la diagnostique pas à temps. Plus le corps est rempli d’eau, plus la personne a du mal à respirer et pourrait mourir suffoquée.
Anisan’ny tena mpahazo ny areti-tenda na ny angine rehefa mangatsiaka ny andro. Tsy mahatelin-kanina mihitsy isika indraindray. Azo ampiasaina hanalana izany ireto vokatra natoraly ireto : ny voasary makirana sy ny tantely izay anavaona gararaka isan’andro mandritin’ny 5 minitra eo. Eo ihany koa ny ditaha na ny thyn izay sady afaka anaovana gararaka no atao dite sotroina isan’andro. Anisan’ny azo hanalana ilay marary koa ny fanorana ny tenda amin’ny lohamenaka na huiles essentielles. Safidiana ihany koa ny sakafo hohanina rehefa mihetsika ilay angine, fadiana ny sakafo be asidra na sakafo marikivy, toy ny voasary ohatra na mananasy, ary ny sakafo be menaka.
Ny aretin’ny fivontosan’ny kibo na ny « ascite » dia ny fisian’ny rano mihoatran’ny tokony ho izy anatin’ny vatana. Nambaran’i DR RAMANANTSOA Tahiana anefa fa tsy aretina manokana ny fivontosan’ny kibo na ny « ascite » fa vokatry ny aretina hafa toy ny aretin’ny voa, aretin’ny fo na ihany koa aretin’ny aty. Mila fantatra ilay taova marary ary iny no tsaboina, mety hitarika any amin’ny fahafatesana ihany koa ilay rano rehefa feno loatra ny vatana satria ho feno rano ny vatana ary hanempotra.