Le fer joue un rôle important dans le bon fonctionnement du corps humain. Les aliments riches en fer sont nombreux : ils peuvent être d'origine animale ou végétale. Ainsi, la carence en fer peut être compensée par une alimentation saine et équilibrée. Les enfants de 6 mois à 5 ans sont parmi ceux qui en ont le plus besoin. En effet, selon le pédiatre, Arnault Pfersdorff, c'est à cet âge que leur organisme est en pleine croissance.
Les femmes enceintes sont également classées comme ayant besoin de plus de fer. La sage-femme, Francia ANDRINARISOA nous donne plus d'explications.
Mitana anjara toerana lehibe amin'ny fiasan'ny vatan'olombelona ny fer. Betsaka ny sakafo be fer: mety ho avy amin'ny biby izany ary mety ho avy amin’ny legioma ihany koa. Ny tsy fahampian'ny fer dia azo fenoina amin'ny sakafo voalanjalanja sy ara-pahasalamana. Ny ankizy 6 volana ka hatramin’ny 5 taona no anisan’ny tena mila izany satria  ny filazan'ny dokoteran-jaza, Arnault Pfersdorff, dia amin'izao vanim-potoana izao no tena mitombo ny vatany.
Voasokajy ho isan’ireo mila fer  betsaka ihany koa ny vehivavy bevohoka. Hanome fanazavana bebe kokoa mahakasika izany ny mpampivelona, ​​Francia ANDRINARISOA.