La schizophrénie est une maladie mentale chronique. En général, elle affecte particulièrement les jeunes entre 15 et 25 ans en cours d’études. Elle se manifeste par des pensées ou des perturbations totalement irréelles. Les schizophrènes n'ont plus les mêmes habitudes de vie. Ils ont, par exemple, des comportements désorganisés et ne sont pas très actifs dans les activités quotidiennes. Il se pourraient qu’ils rencontrent des difficultés de concentration et des problèmes de mémoire.
Le Docteur Fenohasina Toto Jean Félicien de l'association Psy-kôzy Madagascar, nous donne plus d’explications sur la "Schizophrénie".
Ireo tanora mbola mianatra eo anelanelan’ny 15 hatramin’ny 25 taona matetika no tena tratran’ny schizophrenia. Sokajiana ho aretin'ny saina izy io kanefa tsy azo lazaina hoe very saina ireo olona manana io toe-batana io. Miseho amin'ny endriny samihafa ity aretina ity : ohatra amin’izany ny fahatsapana sy ny fieritreretana zavatra tsy misy, ny fitokatokanana, ny fisitahana aman’olona. Mety hanana fahasarotana amin'ny fifantohana sy ny fitadidiana ihany koa ny olona miaina miaraka amin’izy ity.
Hanome fanazavana fanampiny mahakasika ny « schizophrénie » ny Dokotera Fenohasina Toto Jean Félicien ao amin'ny association Psy-kôzy Madagascar.