Non. Le virus de la COVID-19 ne se transmet pas quand on nage ou quand on fait de la natation. Elle ne se transmet pas à travers l’eau. En particulier l’eau des piscines, car cette dernière contient des chlores et des désinfectants. Ces derniers éliminent les virus et les microbes. Et le coronavirus ne survit pas longtemps dans un milieu humide ou dans l’eau.
Mais on peut être contaminé si on est à proximité d’une personne infectée. Surtout si elle souffle et expulse de l’eau de sa bouche.
Quand on va à la piscine ou à la plage par exemple, gardons toujours la distance d’un mètre avec les autres. Toujours porter un masque en dehors de l’eau ou lorsqu’on ne peut pas respecter la distance. Pour éviter toute contamination, les personnes qui présentent des symptômes ne doivent pas se baigner.
Tsy tokony hifindra ny COVID-19 rehefa milomano. Tsy mifindra any anaty rano  izy. Indrindra fa eny amin’ireny dobo filomanosana ireny, satria mamono ny tsimokaretina ny chlore sy rano fanadiovana anatin’izy ireny. Ary tsy maharitra ela amina toerana mando na anaty rano ihany koa ny coronavirus.
Mety ho voan’ny coronavirus  anefa ianao raha manakaiky olona voan’ilay tsimokaretina, indrindra raha mitsoka sy mamoaka rano amin’ny vava izy.
Mila hajaina foana ny elanelana 1 m rehefa milomano anaty dobo na anaty ranomasina. Manaova aro vava orona hatrany ivelan'ny rano na rehefa tsy afaka manaja ny elanelana. Mba hisorohana ny fifindrana, tsy tokony milomano ny olona misy soritr'aretina.