L’Organisation Mondiale de la Santé l’a confirmé. Depuis le mois de septembre. 135 cas sont confirmés et 50 décès.
Mais comment se présente cette épidémie ?
La maladie à virus Ebola (MVE) est une maladie virale qui touche les humains et les animaux. Le virus est découvert dans la zone subsaharienne d’Afrique, il y a plus de 30 ans. Après, il y a eu plusieurs vagues, comme en 2003, 2016 ou en 2021 même en Congo.
Et quels sont les symptômes ?
Fièvre, hémorragie, éruption cutanée. Accompagné de frissons, fatigue, douleurs musculaires et maux de tête. L’Ebola se transmet, soit après contact avec les animaux infectés soit à travers des liquides comme les sueurs provenant des personnes contaminées. Pour Ounganda, c’est la 4ème épidémie d’Ebola du pays.
Les écoles sont fermées depuis ce mois de novembre. Deux districts sont en confinement. Le pays manque de vaccins et de médicaments. L’OMS a lancé un appel financement pour appuyer l’Ouganda dans cette lutte.
Marina ve fa mihanaka indray ny Ebola any Ouganda?
Eny, nanamafy izany ny vondron’ny firenena mikambana momba ny fahasalamana. Nanomboka tamin'ny Septambra teo. 135 ny tranga voamarina ary 50 no maty.
Ahoana ny fitrangany ?
Aretina avy amin’ny tsimokaretina ny Ebola. Mety mahazo ny olombelona sy ny biby. Firenena tao amin’ny Afrique subsaharienne no nahitana azy, 30 taona lasa izay. Nihanaka matetika izy taorian’izay, ohatra tamin’ny 2003, 2016, tamin’ny 2021 aza tany Congo.
Ary inona avy ireo soritr'aretina?
Manavy, mibontsina, misy fery amin’ny hoditra toy ny karazana vay, havizanana sy  aretin'andoha. Mety hifindra ny Ebola rehefa mifandray amin’ireo biby voan'ilay aretina na amin'ny alalan'ny tsiranoka toy ny hatsembohan’ny olona misy azy ihany koa. Ho an'i Ounganda, faninefany amin’ity izao ny firenena no tratran’ny valan'aretina.
Nikatona ny sekoly nanomboka tamin’ity volana novambra ity. Distrika roa no mihiboka. Tsy ampy ny vaksiny sy fanafody. Ka nanao antso avo momba ny famatsiam-bola hanohanana an'i Ogandà ny OMS.