Huit heures minimum, c’est la durée de sommeil idéale chez un adulte. La nuit est le seul moment où le corps humain récupère toutes les énergies perdues pendant la journée. Se détacher des écrans, limiter la consommation alimentaire, mais surtout prendre soin de ses postures pendant la nuit contribuent à la bonne qualité de sommeil requise par notre corps.
Adiny valo farafahakeliny no fe-potoana tokony hatokana amin’ny torimaso. Ny alina mantsy no hany fotoana hahafahan’ny vatantsika mamerina ny hery lany rehetra nandritra ny tontolo andro. Ny fialana amin’ny efijery na écran, famerana ny sakafo ohanina sy ny rano sotroina, fa indrindra ny fizà rana amin’ny fomba fatory dia isan’ny mandray anjara lehibe amin’ny kalitaon’ny torimaso.