Bien que les gens se remettent progressivement de la vie quotidienne, Il y a encore des élèves qui ne peuvent pas aller à l'école. Cependant, il est possible de faire du sport la maison. Si vous êtes un fanatique de football par exemple, le jonglage est la chose la plus simple à faire.Â
Na dia efa miverina tsikelikely aza ny fiainana andavanandron'ny olona. Mbola misy kosa ireo mpianatra tsy afaka mandeha any an-tsekoly. Azo atao tsara anefa ny manao fanantanjahatena ao an-trano ao. Raha mpakafy baolina kitra iano dia ny tanisa no tsotra indrindra afaka hatao tsara.