Chaque être humain a sa propre manière de gérer le stress. Il y a ceux qui poussent des cris très forts. Il y a aussi ceux qui pleurent ou même s'enferment dans une chambre pour tout déballer sur lui-même.
Pour Madame Fanja, lorsqu'elle est « stressée », elle devient agitée. Ensuite elle s’enferme toute seule dans une maison et libère toute sa colère dedans.
La psychologue, Dr Hajamanantenasoa donne quelques conseils  pour aider les gens  à mieux gérer le stress quotidiennement. Comme la consommation régulière  de fruits et légumes. Et aussi de pratiquer des activités physiques régulières. Et un sommeil suffisant.
Il existe différents types de manie ou la maladie mentale qui provoque une dépendance à quelque chose, a déclaré le Dr Hajamanantenasoa. Il y a ceux qui provoquent des actions répétées ou des tics, il y a aussi des troubles d'humeur. Tout le monde peut être touché par cette maladie, précise-t-elle. Les personnes concernées ont également besoin d’être surveillé de près.
Samy manana ny fifehezany sy fiainany an’izany stress na rarintsaina izany avokoa ny olombelona tsirairay avy. Misy ireo mitabataba sy mikiakiaka mafy. Misy ihany koa ireo mitomany na tonga dia mihidy anaty trano iray dia ao no manala ny fony. Ho an’i Madame Fanja izao rehefa « stressée » izay izy dia lasa kizintina. Mihidy aman-trano, misotro rano ary maka rivotra tsara no ataony hifehezana ny azy.
Misy ireo torohevitra nomen’ny mpahay toetr’olona, Dr Hajamanantenasoa mba ahafahana mifehy an’izay rarintsaina izay isan’andro. Ao ny fihinanana voankazo sy legioma betsaka. Eo ihany koa ny fanaovana fitaizam-batana izay ilaina atao isan’andro. Ary ny fahampian’ny torimaso tsara.
Misy karazany maro ny manie na ny areti-tsaina izay miteraka fiankinan-doha aminà zavatra iray hoy ny mpahay toetr’olona Dr Hajamanantenasoa. Ao izay miteraka fihetsika miverimberina na ny Tiques, ao ihany koa ny fiovaovan’ny fihetseham-po. Mety ho tratran’ity aretina ity avokoa ny olona rehetra hoy io Mpitsabo io ihany. Mila fanaraha-maso akaiky ihany koa hoy izy ireo olona voan’izy ity.