Plusieurs facteurs peuvent amener  au port de lunettes : myopie, presbytie et surtout la difficulté à supporter la lumière. Chacun adopte sa manière pour  prendre soin de ses yeux. Les spécialistes affirment néanmoins qu’il est possible pour les porteurs de lunettes de ne plus en porter, mais cela dépend  des habitudes au quotidien. Parmi les recommandations, ne jamais enlever ses lunettes sauf en cas de besoin, limiter le temps devant les écrans et consulter directement les spécialistes pour le choix des lunettes.
Â
Antony maro no mety hahatonga ny olona iray lasa hanao solomaso : tsy fahitana akaiky na lavitra, maso mivilana, na koa ny tsy fahazakana hazavana. Samy manana ny fomba hikarakarany ny masony ny tsirairay. Miankina  betsaka amin’izay anefa ny mety hampiverina amin’ny laoniny na tsia ny fahasalaman’ny maso hoy ireo mpitsabo. Isan’ny fomba tokony atao ohatra ny tsy fanalana solomaso mihitsy raha tsy amin’ny fotoana ilà na izany ihany, eo ihany koa ny famerana ny fotoana hijanonana manoloana ny efi-jery be toy ny fahitalavitra na solosaina. Ireo matihanina irery ihany no antonona rehefa hanamboatra solomaso. Â