Accoucher pour la première fois, cela nécessite une préparation physique, psychologique et matérielle pour la femme. Faire des exercices au quotidien est fortement recommandé, sous surveillance des sages-femmes pour garantir un accouchement sain et normal. A ne pas oublier : une alimentation variée et équilibrée.
Mila fanomanana lehibe ny fandraisana ny  fiterahana voalohany ho an’ny vehivavy, na eo amin’ny lafiny ara-batana izany, na ara-tsaina, na ihany koa ara-pitaovana. Tanjona ny hahatongavan’ny vahiny soa aman-tsara ary ny hananany toe-batana ara-pahasalamana. Manampy be amin’izany ny fampiasam-batan’ny reny, miampy fanaraha-maso akaiky avy amin’ny mpampisafo. Tsy adinoina ihany koa ny fihinanana sakafo voalanjalanja sy ara-pahasalamana.