Ireo kilonga madinika matetika no tena tratran’ireny aretin’ny taovam-pisefoana ireny. Kohaka, sery, gripa sy ireo soritr’aretina samihafa, maneho tsy fahazakana ny toetr’andro sy ny fahalotoan’ny rivotra.
Handeha ary hanontanian-tsika ny mpitsabo ny mahakasika an’ireo aretina rehetra mpahazo ny kilonga vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fahalotoan’ny rivotra izay. Ny dokotera Rabehevitra Paula no vahin’ny fandaharana.
Les enfants sont plus sensibles à la pollution de l’air, au changement climatique… Grippe, toux et les troubles respiratoires sont les maladies les plus constatées par cette situation.
Le docteur Paula Rabehevitra intervient autour de ces maladies, dues au changement climatique et à la pollution qui touchent généralement les enfants.