COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Il existe deux moyens de provocations de pluie artificielle : via les canons et via les avions

La pluie artificielle aiderait-elle à augmenter la pluie face au changement climatique ?

Jusqu’ici, il n’existe pas de données précises sur l’augmentation des précipitations à partir de la pluie artificielle, selon les chercheurs.

La pluie artificielle est une stratégie pour lutter contre la sécheresse. Il s’agit d’injecter des produits chimiques comme l’iodure d’argent sur les nuages. Pour qu’ils se condensent, et provoquent des pluies. Cette technique s’appelle l’ensemencement des nuages.

La pluie artificielle est utilisée pour la première fois à New York, en 1940. L’Israël l’a pratiqué depuis les années 60 mais ils ont arrêté en 2021. Selon les recherches de l'équipe de l’Université de Tel Aviv dirigé par Pr. Pinhas Alpert, la quantité de pluie est la même chaque année.

En ce moment, les pays comme la Chine et les Emirats Arabes unis misent sur cette méthode. Cette dernière a réalisé près de 185 opérations de provocation de pluie artificielle en 2019. Le but est surtout  d’augmenter les réserves d’eau dans les zones arides.

Aux États-Unis, la pluie artificielle est interdite dans quelques États comme la Pennsylvanie. L'Espagne l’a pratiqué pour lutter contre la grêle.

Mais quels peuvent être les impacts sur la santé ?

Les avis des scientifiques divergent. Selon certains scientifiques, cette matière peut impacter sur la qualité du sol et la végétation. Une fois, les animaux et les êtres humains exposés à ce type de produit. Cela peut provoquer des maladies rénales et pulmonaires. D’autres chercheurs défendent que si les quantités de produits injectés sont faibles, il n’y aura pas de conséquences  sur la biodiversité.

Studio Sifaka · 2023-01-10 DECRYPTAGE PLUIT ARTICIELLE VF

Mampitombo ny rotsak'orana ve ny orana artifisialy manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro?

Hatreto, tsy mbola manana valim-dpikarohana mazava ireo mpikaroka maneran-tany momba ny fiakaran’ny rotsak’orana avy amin’ny orana artifisialy.

Paik’ady hiadiana amin’ny hain-tany moa ny orana artifisialy. Ny atao, fafazana akora simika ny rahona. Ka mitangorona izy ireo,  ka manafaingana ny fiforonan’ny orana.

Tany New York, tamin'ny taona 1940 no nampiasaina ny orana artifisialy voalohany.

Efa hatramin’ny taona 1960 kosa no nampihatra azy i Israely saingy nijanona izany tamin’ny taona 2021. Araka ny fikarohana nataon’ny ekipana mpikaroka avy ao amin’ny Oniversiten’i Tel Aviv tarihin’ny Pr. Pinhas Alpert, mitovy  foana ny habetsahan’ny rotsakorana  isan-taona.

Amin'izao fotoana izao, ny firenena toa an'i Shina sy ny Emirats Arabes unis no tena mampiasa io fomba io. Ity farany izay namokatra orana artifisialy manodidina ny 185 ny taona 2019. Tanjona  ny fampitomboana ny tahirin-drano any amin’ny faritra karakaina.

Any Etazonia anefa, voarara ny orana artifisialy any amin'ny firenena  toa an'i Pennsylvanie. Efa nampihatra izany kosa i Espaina mba hiadiana amin'ny havandra.

Fa inona anefa no mety ho fiantraikan'izy ity amin’ny fahasalamana?

Tsy mitovy ny hevitry ny mpahay siansa. Araka ny voalazan'ny mpahay siansa sasany, mety hisy fiantraikany amin'ny kalitaon'ny tany sy ny zavamaniry io akora simika io. Ary avy eo, miteraka aretina amin’ny biby sy olona izany. Ohatra,  aretin'ny voa sy ny havokavoka. Milaza kosa ny mpikaroka sasany fa tsy misy fiantraikany amin'ny zavamananaina izy ity raha kely ny tahan’ilay akora ampiasaina.

Studio Sifaka · 2023-01-10 DECRYPTAGE PLUIT ARTICIELLE VM

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter