C’est la pluie en générale qui favorise les maladies virales. Que ce soit la pluie artificielle, que ce soit la pluie naturelle. Dès qu’il y a changement de climat et d’environnement, les risques d'attraper une maladie sont plus élevés. Asthme, sinusite, grippe, etc.
Mais pour la pluie artificielle, selon les médecins, certaines personnes réagissent aux produits chimiques qui s’éparpillent dans l’atmosphère. Elles présentent ainsi des allergies, d’où la grippe.
Et pourquoi la pluie favorise les maladies virales ?
Quand les gouttes de pluie entrent en contact avec le sol, les bactéries contenues dans ce dernier sont projetées dans l’air. Ainsi, les êtres humains ont plus de risque de les inhaler. Près d’1/4 de microbes par an sont dispersés par la pluie dans le monde selon le MIT ou Massachusetts Institute of Technology, aux Etats Unis.
Mais cela dépend du niveau de précipitation et de la caractéristique du sol. Le sol sablonneux absorbe la pluie, ainsi, peu de bactérie seront répandues. Mais avec un sol dur ou goudronné, de nombreuses particules seront projetées dans l’air.
Mampitombo ny trangana gripa tokoa ve ny orana artifisialy ?
Ny orana amin'ny ankapobeny no mampirongatra ny valanaretina. Na orana artifisialy izany, na orana voajanahary. Raha vao miova ny toetr'andro sy ny tontolo iainana Mitombo ny risika hahazoana aretina toy ny soika, sinusita, gripa, sns… Fa ho an'ny orana artifisialy indray, hoy ireo mpitsabo, misy olona tsy mahazaka ilay akora simika izay ampiasaina miparitaka eny amin'ny atmosfera eny. Ka miseho amin’ny alalan’ny gripa izany.
Ary inona izany no mahatonga ny orana mampirongatra ny valanaretina ?
Rehefa milatsaka amin'ny tany ny ranonorana, dia miparitaka amin’ny rivotra ny bakteria avy any anaty tany any. Mitombo kokoa ny risika hidiran’izy ireny anaty vatan’ olombelona. Maneran-tany, ¼ an’ny microba no aparitaky ny orana isan-taona hoy ny MIT na ny ivontoeram-pikarohana iray any Massachusetts, Etazonia any.
Fa miankina amin’ny habetsaky ny rotsak’orana sy ilay karazana tany izany. Mitroka orana ny fasika izao, ka vitsy ny bakteria miparitaka. Fa raha amina goudron na tany tsy mitroka amandoana, dia maro kokoa ny tsimokaretina hiparitaka amin’ny rivotra.