Ce nouveau variant est issu de deux sous-variant du variant Omicron. Il est détecté aux États-Unis en octobre 2022. Il est présent dans 38 pays, dont les États-Unis, le Royaume-Uni et Danemark. Avec près de 5 200 nombres de cas depuis cette période jusqu’au 11 janvier 2023. Il ne provoque pas de formes graves selon les scientifiques, dont ceux de l'Institut de virologie de Strasbourg. Cependant, c’est la plus contagieuse en ce moment selon l'Organisation Mondiale de la Santé. Il se répand 12% plus vite que les précédents variants. En 2022, XBB.1.5 représentait 2,5 % des contaminations aux Etats-Unis. En ce moment, il représente 27 % des cas. Grâce à sa capacité de mutation aussi, il échappe facilement aux défenses immunitaires. Et devient ainsi résistant. Ce variant risque de se propager en Europe dans 1 ou 2 mois selon l'agence sanitaire de l'Union européenne. Les symptômes de XBB.1.5 ressemblent à ceux des souches d'Omicron, comme le rhume et la fatigue.
COVID19 : inona no fantatra momba ilay endrika na variant vaovao XBB.1.5 ?
Endrika vaovaon’ny coronavirus izy ity, zanaky ny variant Omicron. Tao Etazonia no nipoirany voalohany, ny volana Oktobra 2022. Firenena 38 no misy azy amin’izao, anisany i Etazonia, Royaume-Uni ary Danemark. Manodidina ny 5 200 no isan’ny tranga nanomboka ny nipoirany hatramin'ny 11 Janoary teo. Tsy misy tranga atahorana izy ity araka ny filazan'ny mpahay siansa toy ireo avy amin’ny ivon-toeram-pikarohana momba ny tsimokaretina ao Strasbourg. Na izany aza, io no variant mora mifindra indrindra amin'izao fotoana izao hoy ny Vondron’ny Firenena mikambana momba ny Fahasalamana. Manatombo 12% ny fiparitahany mihoatra ireo endrika coronavirus teo aloha. Tamin'ny taona 2022, 2,5% n’ireo tranga tao Etazonia no voakasik’ity endrika vaovao ity.  Amin'izao, 27% n’ireo tranga izany. Manana toetra miovaova izy, ka afaka mandositra mora foana amin’ireo hery fiarovan’ny olombelona. Mety hiparitaka any Eropa izy ao anatin'ny 1 na 2 volana hoy ny masoivoho ara-pahasalamana ao amin'ny Vondrona Eropeana. Mitovy amin’ny soritr'aretin'ny Omicron, ny an’ny XBB.1.5, toy ny sery sy ny havizanana.