COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©WiR_Pixs
Les vaccins Moderna et Spikevax ciblent principalement le variant Omicron

COVID19 : que sait-on du variant XBB ?

Le variant XBB  est apparu à Singapour et à Bengladesh en 2021. Et se propage aux États-Unis, CANADA, Europe et Australie, en 2022. Il est également détecté en Afrique du Sud. C’est un sous variant d’Omicron, issu des variants BA.4 et BA.5.

A ses débuts au Singapour, le pays a enregistré  6800 cas de Covid-19 en 7 jours contre 3.000 par semaine avant son entrée. Marquant sa contagiosité élevée selon le médecin épidémiologiste et directeur de l'Institut en santé globale de la faculté de médecine de Genève. Il possède cinq types de mutations, qui lui permettent d’être résistant aux immunités, ainsi aux vaccins. Il est également capable de coexister avec d’autres souches. Ce qui a donné naissance d’ailleurs, au variant XBB.1.5 en 2022. Mais les vaccins ont été adaptés à ces caractéristiques dont Moderna et Spikevax. Selon un virologue à l'Imperial College de Londres, si l’infection continue et si les doses de rappels sont effectuées, on pourra renforcer encore plus l’immunité. Selon les scientifiques, l’immunité acquise par les variants et vaccins permettent de réduire les formes graves et les décès.

 

 

 

COVID19 : inona no fantatra momba ny endrika coronavirus na variant XBB ?

Tao Singapore sy Bangladesh no nipoitra voalohany ny variant XBB tamin'ny 2021. Ary niparitaka tany Etazonia, CANADA, Eoropa ary Aostralia tamin'ny taona 2022. Hita tao Afrika Atsimo ihany koa izy avy eo.

Izy io dia zanaky ny endrika coronavirus na variant Omicron, avy amin'ny BA.4 sy BA.5. Tamin’ny fiatombohany tao Singapour, nahatratra 6,800 ny trangana Covid-19 tao anatin'ny 7 andro,  raha 3,000 isan-kerinandro izany talohan'ny nidirany. Nanamarika ny fiparitahany aingana izany, hoy ny mpikaroka momba ny valanaretina sy talen'ny Ivotoerana momba ny fahasalamana maneran-tany ao amin'ny fakiolten'ny fitsaboana tao Geneve. Afaka miova endrika in-dimy izy, izay nahafahany nanohitra ny hery fiarovana sy ny vaksiny. Afaka miara-miaina amin'ny karazana covid19 hafa hafa koa izy io. Izay niteraka ny variant XBB.1.5 tamin'iny taona 2022 iny. Saingy navaozina ho afaka miady aminy ny vaksiny  toy ny Moderna sy Spikevax. Mety hihamatanjaka kokoa ny hery fiarovan’ny olombelona, raha mitohy ny fiparitahany ary raha mamerina ny fatrana vaksiny ny tsirairay, hoy ny mpikaroka momba tsimokaretina iray ao amin'ny Imperial College London. Araka ny voalazan'ny mpahay siansa ihany, ny hery fiarovana azo avy amin'ny variants isankarazany sy ny vaksiny dia ahafahana mampihena ny tranga atahorana sy ny tahan’ny fahafatesana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter