L'amygdale est un organe lymphoïde en forme d'amande au niveau de la gorge. Selon le Docteur RANDRIANJATOVO Nivohorisoa Emma, spécialiste en ORL, chaque personne en possède. Elle protège notre corps contre diverses infections et produit des défenses immunitaires. Toutefois, cet organe peut être touché par la maladie en présence de virus ou de bactéries. Les symptômes ne sont pas toujours les mêmes, mais il y a des traitements possibles et on peut même recourir à la chirurgie.
Taova iray hita ao amin’ny aty vava ny kambo tenda. Samy misy azy io daholo ny olona rehetra raha ny fanazavan’ny Dokotera RANDRIANJATOVO Nivoharisoa Emma, manam-pahaizana manokana momba ny ORL. Miaro ny vatan-tsika amin’ny otrikaretina samihafa izy io ary mamorona hery fiarovana ao amin’ny vatan’ny olombelona. Mety harary anefa io taova io rehefa tratran’ny tsimokaretina samihafa. Misy kosa ny fitsaboana azo atao ary mety ho tonga hatramin’ny fandidiana izany.