Oui ! Mais le risque est très faible. Des données scientifiques prouvent que le coronavirus peut survivre sur des billets de banque. Si une personne infectée touche ou éternue sur ce bout de papier, il peut devenir un contaminant. La meilleure façon de se protéger consiste donc à se laver les mains au savon ou avec un gel hydroalcoolique régulièrement après avoir touché un billet de banque. Ce conseil s'applique aussi pour les objets dont certains peuvent rester contaminés jusqu'à 3 jours. En Chine, notamment à Wuhan, par exemple, des opérations massives de désinfection de billet de banque on été faites.
Eny ! Fa kely ny taha mety hifindran'ny tsimokaretina amin'ny alalan'ny vola. Misy fikarohana manaporofo fa afaka mipetraka mandritra ny fotoana ela eo ambonin'ny vola ny coronavirus. Raha misy olona mitondra ny tsimokaretina mikasika ilay vola na mihevona eo amboniny dia mety hifindra any amin'ny hafa izany. Ny fihetsika tsara indrindra hiarovana amin'ny coronavirus izany dia ny fanasana tanana amin'ny savony na amin'ny gel hydro alcoolique isaky ny avy mandray vola. Toy izany ihany koa rehefa avy mandray zavatra mampanahy. Mety hipetraka mandritra ny 3 andro eo ambonin'io zavatra io ny coronavirus. Any Sina, ao Wuhan, ohatra dia efa nanatanteraka fanadiovana(?) Vola faobe izy ireo.