Non, c’est interdit par la loi, notamment à Madagascar.
On fait de la publicité pour les médicaments quand on incite ou on encourage la prescription, la vente et la consommation de médicaments par le public.
Mais c’est interdit car les médicaments sont des produits spécifiques. Il faut bien veiller à leur usage et à leur consommation par le grand public. La communication autour des médicaments est réservée aux entités travaillant dans la santé ou au corps médical. Les informations d’usage seulement sont autorisées. Et cela ne doit pas être mensongère, ni menacer la santé publique. Seuls les médicaments ayant obtenus l’Autorisation de Mise sur le Marché doivent être communiquées. La communication doit toujours noter les effets indésirables, elle doit noter toutes les informations importantes de la notice de façon objective. Enfin, elle doit renvoyer le public à la prudence et à la consultation de médecin.
Pour Madagascar, c’est la commission Nationale de Contrôle de la Publicité Pharmaceutique qui contrôle les publicités sur les médicaments.
Azo atao ve ny manao dokambarotra momba ny fanafody?
Tsia, voararan’ny lalà na izany, indrindra eto Madagasikara.
Manao dokam-barotra momba ny fanafody ny olona iray rehefa mandrisika sy mitaona ny fivarotana ary ny fihinanana fanafody ho an’ny mpanjifa.
Voarara izany satria tsy toy ny entam-barotra rehetra ny fanafody. Mila fitandremana ny fampiasana azy mba hiantohana ny fahasalamam-bahoaka. Ireo vondrona miasa amin'ny fahasalamana na ny mpiasan’ny fahasalamana ihany no afaka miserasera momba ny fanafody. Ary ny fampahalalana momba ny fampiasana azy ihany no azo atao. Tsy mahazo mamitaka izany, na manohintohina ny fahasalamam-bahoaka. Ny fanafody nahazo alalana avy amin’ny Autorisation de Mise sur le Marché ihany no azo hampahafantarina. Ary tsy maintsy mampahafantatra ny fitandremana, manamarika foana ny voka-dratsiny, mampahafantatra ireo teboka manan-danja rehetra anaty  taratasy fanoroana. Ary farany, mila manoro hoe tsy mandray ilay fanafody raha tsy manatona dokotera. Ho an’i Madagasikara, ny Vaomieram-pirenena misahana ny fanaraha-maso ny dokam-barotra momba ny fanafody no manaramaso izany.