Non. On ne peut pas tomber enceinte en nageant tout simplement dans une piscine où une personne a éjaculé. Le sperme survit seulement quelques minutes en dehors du corps humain. Dans l’eau de la piscine, les spermatozoïdes sont éliminés par les chlores en quelques secondes. Sur un calcul, ils peuvent nager sur une distance de 20 cm en 1 heure. Donc, ils ne peuvent atteindre l’utérus de la femme dans ces conditions. Ils ne peuvent survivre que dans le corps de la femme et de l’homme porteur. Dans l’eau chaude, ils meurent tout de suite.
Nager avec un sexe opposé, que ce soit dans la piscine ou dans la mer, ne peut donc pas provoquer une grossesse. Tous les hommes ne sont pas censés éjaculer aussi dans l’eau dans la piscine.
Mety mahabevohoka ve raha miara milomano amin’ny lehilahy anaty dobo filomanosana?
Tsia. Tsy mahabevohoka izany. Tsy afa-miaina afa-tsy minitra vitsy ivelan'ny vatan'olombelona ny tsirinaina lahy. Segondra vitsy ihany no iainany anaty dobo filomanosana satria matin’ilay akora chlore iny izy. Raha atao ny kajikajy, rehefa miparitaka anaty rano, afaka milomano amin’ny halavirana 20 sm ao anatin’ny adiny iray izy ireo. Tsy ho tonga any amin'ny tranon-jazan’ny vehivavy mihitsy izany izy ireo amin'ireo fepetra sy fotoana ireo. Ao amin'ny vatan'ny vehivavy sy ny lehilahy mitondra azy ihany no ahafahany miaina. Raha anaty rano mafana indray dia maty avy hatrany ny tsirinaina.
Tsy mahabevohoka noho izany raha miara-milomano ny lahy sy vavy, na ao anaty dobo na an-dranomasina.