Non. Différentes fausses informations sont partagées sur le lien entre le sport et l’infertilité depuis les années 1990. Par exemple, on dit souvent que nager peut exposer plus la femme aux infections vaginales. Mais selon les Centres américains pour le contrôle et la prévention des maladies, on ne peut pas attraper cette infection pendant la natation. Cette maladie est plus causée par un rapport sexuel avec plusieurs partenaires et le lavage interne.
Au contraire, pour la bonne santé, il faut bouger et faire du mouvement car cela réduit le stress. On dit aussi souvent que faire de l’endurance empêche l’ovulation. Les règles irrégulières touchent en effet 44% des femmes coureuses selon l'American College of Sports Medicine. Mais ce qui l’explique, c’est la perte d’énergie qui perturbe l’ovulation. Les chercheurs conseillent donc aux sportives de réguler les heures d’entrainement, pour pouvoir calculer les besoins en calories ou en énergie.
En résumé, il faut juste éviter le sport intensif qui pourrait amener à une perte d’énergie. Le problème n’est donc pas le sport, mais la perte d’énergie.
Marina ve fa mampamomba ny fanaovana fanatanjahantena?
Tsia. Maro ny vaovao diso nozaraina momba ny fifandraisana eo amin'ny fanatanjahan-tena sy ny fahamombana, nanomboka tamin'ny taona 1990. Voalaza matetika, ohatra, fa mety mahatonga aretina ao amin’ny mahavehivavy ny filomanosana. Saingy araka ny filazan'ny Foibe amerikana momba ny fanaraha-maso sy ny fisorohana ny aretina, tsy mandritra an’io fotoana io no hahazoan’ny vehivavy aretina ao amin’ny mahavehivavy. Fa  vokatry ny firaisana ara-nofo amin'ny olona maro samihafa sy ny fisokirana ny any anaty any rehefa misasa.
Mifanohitra amin'izany aza, mba ho salama tsara dia ilaina ny mihetsiketsika satria mampihena ny rarin-tsaina izany. Matetika koa lazaina fa manakana ny fotoana mahalonaka ny fihakazahana na endurance. 44% amin'ny vehivavy mpihazakazaka mantsy no tsy aradalà na ny fadimbolany hoy ny American College of Sports Medicine. Fa tsy ilay fanatanjahantena no antony, fa ilay harerahana. Noho izany, tokony alamina ny ora hikotranana, mba hahafahana manao kajy tsara ny kaloria sy angovo ilaina.
Raha fintinina, ny fanatanjahan-tena mahery vaika no mila lanjalanjaina. Tsy ny fanatanjahantena mantsy no olana eto izany, fa ny fahaverezan’ny angovo.