COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Mprietou
Les sautes d’humeur chez les adolescents peuvent cacher des problèmes de santé mentale

Quels sont les signes de trouble de santé mentale chez les adolescents ?

Anxiété, dépression, schizophrénie, troubles de l’alimentation…des exemples de troubles de santé mentale chez les adolescents. 70% des problèmes de santé mentale apparaissent vers l’âge de 13 à 19 ans.   

Bien sûr, les adolescents ont tendance à avoir des sautes d’humeur mais quand les signes sont intenses et durent longtemps, il faut faire une intervention.

Et quels sont donc ces signes ?

Leurs résultats scolaires peuvent se régresser. Ils évitent dès fois leurs entourages. Présentent des excès de colère. Ont des problèmes de sommeil. Ne se soucient pas de leur apparence. Ou au contraire, être obsédés par leur apparence. Manque de motivation et dépriment en tout temps.  Ça peut aller même jusqu’à la consommation précoce d’alcool et de stupéfiant.

Ces comportements sont inquiétants s’ils perturbent la vie de l’adolescent au quotidien. Et les parents peuvent réagir, en observant bien le comportement de son enfant, en l’écoutant ou en consultant un professionnel.

Studio Sifaka · 2023-03-16 DECRYPTAGE - SANTE MENTALE ADOLESCENT VM

Inona avy ireo soritra hamantarana fa manana fikorontanana ara-tsaina ny adolantsento ?

Fanahiana lava, fahaketrahana, ny fikorontanana amin’ny fisakafoanana…ohatra amin'ny fikorontanana ara-tsaina eo amin'ny adolantsento ireo.

Ny 70% amin'ny fikorontanana ara-tsaina dia miseho eo anelanelan’ny 13 hatramin’ny 19 taona.  

Toetra voajanahary amin’ny zatovo ny fiovaovana toetra sy fihetseham-po, saingy ilaina fifantohana izany rehefa mafy sy maharitra ela ny fisehony.

Dia inona avy ireo famantarana ireo?

Midina ho azy ny naoty any ampianarana. Lasa tsy tia mifanerasera amin’ny manodidina azy tampoka eo izy. Lasa tezi-dava. Manana olana amin'ny torimaso. Misotro toaka sy mandray zava-mahadomelina  aloha loatra. Tsy mivaky loha amin’ny vatany sy toetenany. Na ny mifanohitra amin'izay, variana loatra amin'ny fikarakarana izany. Tsy mazoto ary ketraka ara-tsaina isan’andro.

Mampanahy ireo fihetsika ireo raha toa ka manelingelina ny fiainan’ilay zatovo isan’andro.

Ny ray aman-dreny no afaka mamantatra sy mandinika ireo voalohany, mihaino ilay zanany na maka hevitra amin’ny matihanina manokana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter