Souvent, lorsqu'un incident grave survient dans la vie d'une personne, cela peut entraîner une dépression mentale. Avant d'aider la personne, il est nécessaire de bien comprendre le véritable problème auquel elle est confrontée, a déclaré La psychologue Randriamanana Kolo. Mais ce processus peut prendre un long moment.
Les troubles de langage marquent un retard dans la capacité de l'enfant à s’exprimer avec des mots. Cette maladie peut être détectée dès le bas âge. Il existe de nombreux types de troubles  de langage, notamment des troubles de la parole et les troubles lexicaux.
Matetika rehefa misy trangan-javatra mafy iray miseho eo amin’ny fiainan’ny olona iray dia mety hitarika fahaketrahana ara-tsaina ho azy izany. Alohan’ny hanampiana an’ilay olona, mila fantarina mazava ny tena olana mahazo azy hoy ny mpahay toetr’olona, Randriamanana Kolo. Mety haharitra fotoana elaela anefa izay fomba fandaminana ny saina izay.
Ny troubles de langages dia fahatarana eo amin’ny fahafahan’ny zaza miteny. Dieny kely izy dia efa azo fantarana hoe tratran’izay aretina izay ve sa tsia. Misy karazany maro ity olana amin’ny fahafahana miteny ity, anisan’izany ny fikorontanan’ny fitenenana sy ny tsy fahaizana mamaky teny.