Le photokératite est une inflammation des yeux due aux rayons du soleil. Cette maladie peut se manifester sous plusieurs formes. Au début, la partie interne de l'œil peut devenir sablonneuse, rouge, enflée et cela est accompagné de douleur. Si ces symptômes se présentent, il est impératif de consulter un médecin immédiatement selon l’ophtalmologue, Docteur Rafomanetsoa Rindra.
Il existe de nombreux types d'infections oculaires causées par les microbes. La conjonctivite infectieuse est la plus fréquente. Les yeux sont rouges, démangent et peuvent faire mal.
Ny atao hoe photokératite dia famaizan’ny maso noho ny taratry ny masoandro. Maro ireo antony mety ahalalana fa voan’ity aretina ity ny mason’ny olona iray. Amin’ny voalohany, mety hamasipasika ny ao anaty maso ao, mena maso, mivonto ary mety hanaintaina sy hangirifiry ihany koa. Ny fanantonana mpitsabo aingana ihany no tokony atao raha sendra an’ireo fisehony ireo raha ny nambaran’ny mpitsabo manam-pahaizana momba ny maso, Dokotera Rafanomezantsoa Rindra
Misy karazany maro ireo areti-maso vokatry ny otrikaretina. Ny conjonctivites infectieuses no tena matetika mpahazo ny olona. Mena ny maso, mangidihidy ary mety hangirify.