Les amis ou les membres de la famille et même les voisins nous conseillent souvent d’aller voir les masseurs traditionnels qui ont des dons pour nous soulager les fatigues passagères. Il y en a même qui proposent le massage pour soigner le cancer. Sans distinction d’âge les gens se ruent vers ses masseurs.
Des fois ça marche et certains des médecins conseillent à leurs patients de consulter des masseurs car ils pensent que cela aide à améliorer la condition sanitaire de ses patients. Nous avons donc décidé d’éclaircir tout cela avec les avis d’un kinésithérapeute.
Efa fahenontsika matetika eny amin’ny fiaraha-monina eny ny hoe “ento mihotra e”. Indraindray aza aretina tsy ampoizin-tsika toy ny hoe homamiadana dia misy manolo-kevitra hoe entina mihotra. Tsy misy salan-taona izy io fa hatramin’ny zaza vao teraka aza dia misy mitondra eny amin’ireny mpanotra ireny.
Hahitam-bokatra izy ity indraindray ary misy mpitsabo ihany koa aza manaiky ny fandehanana eny amin’ireo mpanotra noho izy afaka manampy amin’ny fitsaboana izay efa atao.
Nandeha nanotany ihany koa izahay hahazoan-tsika fanazavana fanampiny mahakasika an’izany “kinésiethérapie” izany.