Le traitement par inhalation avec des plantes médicinales purifie l’organisme et guérit certaines maladies. Selon le Dr Razafindralambo Mamy Fortunat, les Malgaches l’utilisent surtout pour lutter contre la grippe ou la sinusite. Toutefois, cela nécessite des précautions.
Manadio ny any anaty ary minasitrana aretina maro ny evoka. Araka ny fanazavan’ny Dr Razafindralambo Mamy Fortunat dia hitsaboana ny tazo sy ny sinusite no tena fampiasan’ny Malagasy azy. Ilana fitandremana anefa izany rehetra izany.