L’exercice physique fortifie le cœur. Ainsi, il pourra pomper plus de sang dans l’organisme : propage l’oxygène et draine le sucre. Grâce à cela des maladies telles que les diabètes, les maladies cardio-vasculaires, les arthroses ou l’obésité. Selon les explications du docteur du sport Jimmy Rakotoerison, les jeunes peuvent participer aux tâches ménagères : brosser le parquet par exemple ; faire du footing ; faire de la marche rapide. Ce sont les membres inférieurs qui doivent bouger le plus, le reste suit automatiquement le mouvement.
Manamafy ny fo ny fihetseham-batana. Amin’izay izy afaka manaparitaka tsara ny ra any anaty vatana : manaparitaka ny oksizena sy mitroka ny siramamy. Voasoroka noho izany ireo aretina toy ny diabeta, aretin’ny fo sy ny lalan-drà , aretin’ny vanin-taolana ary ny hatavezana be loatra. Araka fanazavan’ny dokoteram-panatanjahan-tena, Rakotoerison Jimmy, afaka mandray anjara amin’ny raharaha ao an-trano ny tanora amin’izany toy fiborosiana trano ohatra, mihazakaza, mandeha haingana. Ny tongotra no tena mila hahetsika, ary manaraka ho azy ny ambiny amin’izany.