NON. Le vaccins contre la grippe ou la pneumonies préviennent seulement de ses deux infections.  Pour s'immuniser contre la COVID-19, il va falloir mettre au point un vaccin qui cible précisément le coronavirus. Les études menées à date montrent  que les pneumonies de la COVID-19 sont principalement causées par le virus lui-même.
En d'autres terme le coronavirus est tellement nouveau et différent qu'il nécessite un vaccin qui lui est propre. Plusieurs chercheurs à travers le monde travaillent d'arache pied à la mise au point d'un vaccin contre la COVID-19.
À noter que l'Organisation mondiale de la santé essaie de combattre le mythe que  les vaccins contre le pneumonie ou la grippe protègent de la COVID-19.
Mahomby hiadiana amin'ny coronavirus ve ny vaksiny fanefitry ny gripa sy ny tevika na pneumonie?
TSIA, ny vaksiny fanefitry ny gripa sy ny tevika na pneumonie dia tsy misoroka afa tsy ireo aretina roa ireo ihany. Raha hiaro tena amin'ny coronavirus dia tsy maintsy vaksiny fanefitry ity aretina ity no ilaina.
Nisy fikarohana natao izay milaza fa ny tevika ateraky ny covid19 dia avy amin'ity aretina ity ihany. Izany hoe tsimokaretina vaovao mihitsy izany, ka mila vaksiny vaovao mifanandrify aminy ho fanefitra. Efa maro ireo manam-pahaizana maneran-tany no miasa mafy amin'izao fotoana izao hikarohana ny vaksiny fanefitry ny Covid19.
Ny OMS dia miezaka miady aminny honohono fa ny vaksiny miady amin'ny tevika na ny gripa dia mamono ny covid19