Oui. Les personnes du groupe O possèdent toutes des anticorps anti-A et anti-B contrairement aux deux autres groupes sanguins. Grâce à ces anticorps, le système immunitaire peut attaquer les cellules de sang étrangères. Toutefois, d’autres études doivent être menées sur le sujet.
Voaaro kokoa amin'ny Covid-19 ve ireo olona manana sokajin-drà O ?Â
Eny. Ireo olona manana sokajin-drà O dia efa manana ireo hery fanefitra anti-A sy anti-B ara-boajanahary, ny hafa kosa tsy manana. Noho izay dia afaka manohitra avy hatrany ireo selan-drà hafa ankoatra ny azy ny hery fiarovan’ireo olona ireo. Na izany aza dia misy fikarohana hafa tokony atao hanamarinana izany.