Non. Personne n’est vraiment immunisé mais le taux de mortalité du Covid-19 est plus élevé chez les personnes âgées.
Tsy mahakasika afa-tsy ireo olona efa nahazo taona ve ny Covid-19Â ?
Tsia. Marina fa ambony kokoa ny taham-pahafatesana vokatry ny Covid-19 amin’ireo zokiolona saingy tsy mifidy sokajin-taona io aretina io.