Le taux d'accroissement annuel du cancer est de 10% pour la Grande Ile selon les dernières statistiques enregistrées par le service d'oncologie du Centre Hospitalier Universitaire Joseph Ravoahangy Andrianavalona ou CHU-JRA.  Diversifier les aliments et respecter l’hygiène peuvent aider à la prévention du cancer.
Â
Aretina faha enina mahafaty olona be indrindra maneran-tany ny homamiadana. Aretina mora azo indrindra izany hoy ny profesora Florine Josoa, manam-pahaizana manokana momba ny homamiadana, satria maro ny mety ahatonga azy. Ny fihinana sakako madio sy voalanjalanja no isany azo atao isorohana izany. Â