Dans notre émission Santénakà d’aujourd’hui, nous allons parler de la maladie sexuellement transmissible ou MST. Nombreuses sont les raisons de la contamination comme avoir des relations sexuelles non protégées avec plusieurs partenaires. Elle se transmet également par l’utilisation d’instruments pas bien désinfectés. C’est l’une des maladies que tout le monde considère comme honteuse. Alors, il existe plusieurs établissements pour faire un dépistage comme les CSB2. Il y a aussi le dispensaire Sisal. Un jeune se témoigne pourquoi il a décidé de faire un dépistage. Dans la deuxième partie, Dr Ravoavison Noël nous renseigne sur cette maladie sexuellement transmissible chez les femmes enceintes. Qu’est-ce qu’elles devront faire ? Où devront-elles aller ?
Hiresaka ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo indray isika ato amin’ny fandaharana Santénakà eto amin’ny Studio Sifaka. Betsaka ny antony azahoana ity aretina ity toy ny oe fanaovana firaisana ara-nofo tsy voaharo amin’ny olona samihafa na miovaova. Mety hifindra amin’ny alalan’ny fotoavana tsy voadio tsara ihany ko aizy io. Mahamenatra ny olona na ny tanora izany oe aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo izany. Anisan’ny toerana afaka anaovana fitiliana ny eny amin’ny CSB2, eo ihany koa ny dispensaire Sisal. Araho ary ny fijoroana vavolombelona ataona tanora iray. Manazava ny mpitsabo iray mahakasika ity aretina ity Dr Rabehony Christian. Dr Ravoavison Noël kosa indray no hitafatafa amintsika ny momban’io aretina azo amin’ny firaisana ara-nofo io eo amin’ny vehivavy bevohoka. Inona no tokony ataony ary aiza ny toerana tokony hanatonany ?