Oui et non. Aucune trace de coronavirus n’aurait encore été trouvée dans le sperme ou le liquide vaginal. Toutefois, le rapport sexuel rend le risque de transmission très élevé par la proximité qu’il induit.
Mifindra amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo ve ny coronavirus ?
Eny sy tsia. Tsy mbola nahitana ny tsimokaretina hatreto ny tsirinaina lahy na ny tsiranoka amin’ny fivaviana. Na izany aza dia endrika fifampikasohana ny firaisana ara-nofo ka mety hamindra io aretina io.  Â