COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Pixabay
Le coronavirus n'est pas raciste.

Décryptage : La peau noire est-elle plus immunisée contre la Covid-19?

Non ! Vous avez sans doute vu sur les réseaux l'histoire d'un camerounais vivant en Chine qui aurait guéri du coronavirus grâce à sa peau noire. C'est évidemment une fausse affirmation. Il n'y a aucune preuve scientifique que les noirs ont plus de chance de résister À LA COVID 19... Les faits prouvent qu'au contraire n'importe qui peut attraper ce virus peu importe son âge, son statut social ou encore sa couleur de peau.

Les personnes âgées ou celles qui auraient des problèmes de santé chronique antérieur, tel que l'asthme, les maladies cardiovasculaires par exemple, peuvent augmenter les risques de complication grave et entraîner la mort dans certains cas.

Respectez les gestes barrières, comme la distanciation sociale d'un mètre minimum, le port du masque et le lavage des mains reste les meilleurs moyens pour vous protéger du Coronavirus.

Faites également attention à certaines fausses informations qui circulent quotidiennement sur les réseaux à propos du coronavirus. Certaines pourraient avoir des conséquences graves sur votre santé et celle d'autrui.


Ny mainty fihodirana ve voaaro kokoa amin'ny coronavirus? 

Tsia, hitantsika tamin'ny tambazotra serasera angamba ny tantaran'ilay tovolahy Camerounais mipetraka any Chine izay sitrana tamin'ny coronavirus noho izy mainty hoditra. Diso anefa iny vaovao iny. Tsy misy porofo ara tsiantifika milaza fa ny mainty hoditra dia voaaro kokoa amin'ny Coronavirus. Ny zavamisy aza dia mampiseho ny mifanohitra amin'izany. Ny olon-drehetra dia mety hifindran'ity aretina ity tsy ankifidy taona, saranga, na loko.

Ny olona efa nahazo taona, na ireo taizan'aretina na efa nanana olana ara-pahasalamana teo aloha toy ny asthme ohatra no manana risika ambonimbony kokoa hisehoany ary mety hitarika hatramin'ny fahafatesana. 

Ny fampiharana ny fihetsika fototra toy ny fanajana ny elanelana iray metatra, ny fanaovana arovava ary ny fanasana tanana matetika amin'ny rano sy savony no fiarovana azo antoka indrindra. 

Mitandrema ihany koa, aza mino ireo karazana resaka miparitaka eraky ny tambazotra serasera momba ny coronavirus. Maro amin'izy ireny no mety hisy fiantraikany goavana amin'ny fahasalamanao sy ny an'ny hafa. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter